|
|
|
|

Teny iditra1 mandafo
Fototeny  2lafo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4mivarotra. [Sihanaka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  5to resell what one has just bought.
6to act as sales intermediary. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7revendre ce qu'on vient d'acheter; être agent de vente. [1.8]
Ohatra  8 amin' izay, raha mandafo zavatra latsaka noho ny mason-karena izy dia milaza fa maty antoka ary mandraiki-dresy. [2.436#]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12