|
|
|
|

Teny iditra1 mandabodaboka
Fototeny  2dabodaboka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  4to beat, to thump, to bang, to cudgel, to drub. [1.2]
Ohatra  5 sao mahalatsa-boa, sao mitaritarika mamely diamanga sy mandabodaboka totohondry ary mandangi-langy hazo. [2.346#28]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12