|
|
|
|

Teny iditra1 mandaboboka
Fototeny  2daboboka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manjera, mamarina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to throw down, to dash with violence. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6Jeter en bas, faire tomber en bas, précipiter. [1.3]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  11manadaboboka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12