|
|
|
|

Teny iditra1  mañazoña
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 [Betsileo] manatatavana, misodika, manadio rano: Lehe tsa mañazoña ny rano hosotroana ane añareo ko marare voafo (Raha tsy manadio ny rano hosotroina anie ianareo ka marary kibo) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04