|
|
|
|

Teny iditra1 mañavela
Fototeny  2vela
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4mametraka, mamela, tsy raisina intsony: Ronono ka tsy manavela ny tsy hihavana ndre hivadike ho herony (tsy avelan'ny ronono tsy hihavanana dia hiavaka ho herotra aza). [Tanala] [1.78]

Fivaditsoratra  5 mañavela, 6 valamena

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12