|
|
|
|
Teny iditra
1
manatsororòka
Fototeny
2
tsoror
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavà na teny malagasy
4
Mandefa hidina mahitsy mankamin'ny ambany.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
manatsororòka
6
Ny lasa :
nanatsororòka
7
Ny hoavy :
hanatsororòka
8
Filaza mandidy :
manatsoro
ro
ha
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12