|
|
|
|
Teny iditra
1
manatsontsorika
Fototeny
2
tsontsorika
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Mampiondrika ho ambany, mampiraviravy.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
manatsontsorika
6
Ny lasa :
nanatsontsorika
7
Ny hoavy :
hanatsontsorika
8
Filaza mandidy :
manatsontsoriha
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12