|
|
|
|

Teny iditra1 manatsolotsolotra
Fototeny  2tsolotsolotra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mandroso loatra ny tanana (rehefa milalao kanety), manao an-kitsolo.
5Mandroso kely dia mampihemotra miverimberina ny tanana, ny motin' ny bibikely. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
Tovy hevitra  9manolotsolotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12