|
|
|
|

Teny iditra1 manatsilany
Fototeny  2tsilany
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mampandry (olona) ka ny lamosiny no atao ambany.
5Mametraka (zavatra) ka ny vavany no atao ambony. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 manala tsiny, 11 manatsilany, 12 tsimananila

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12