|
|
|
|
Teny iditra
1
manatsikozakoza
Fototeny
2
tsikozakoza
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Manao zavatra amim-pitsiredaredàna.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
manatsikozakoza
6
Ny lasa :
nanatsikozakoza
7
Ny hoavy :
hanatsikozakoza
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12