|
|
|
|
Teny iditra
1
manatsikoinkoina
Fototeny
2
tsikoin
ko
ina
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Mampimoimoy, mampitaraindraina.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
manatsikoinkoina
6
Ny lasa :
nanatsikoinkoina
7
Ny hoavy :
hanatsikoinkoina
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12