|
|
|
|
Teny iditra
1
manatsikebona
Fototeny
2
tsi
ke
bona
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Manetsiketsika ny fotaka na ny loto ao anaty rano.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
manatsikebona
6
Ny lasa :
nanatsikebona
7
Ny hoavy :
hanatsikebona
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12