|
|
|
|

Teny iditra1 manatsatso
Fototeny  2tsatso
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mampihena, mampahalefy tsiro; manampo-drano: Nisy nanatsatso itỳ ro itỳ.
5Mandefy, mahalefy: Vao mainka nanatsàtso ny lahateniny ireo haingonteny be loatra nampiasainy.
6Manakiana, milaza fa ratsy: Be no nanatsatso ny kabary nataony. [1.1]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12