|
|
|
|

Teny iditra1 manatsatoka
Fototeny  2tsatoka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mandentika (zavatra) hiraikitra tsy ho afaka hihetsika: Manatsatoka famolaina, fantsika. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :

Fivaditsoratra  8 manatsatoka, 9 manatsotaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12