|
|
|
|
Teny iditra
1
manatsapaka
Fototeny
2
tsapaka
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Mandentika zavatra ao anaty.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
manatsapaka
6
Ny lasa :
nanatsapaka
7
Ny hoavy :
hanatsapaka
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12