|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manatratra |
| Fototeny | 2tratra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Manao izay hahatongavana eo amin' izay enjebina: Manatratra mpangalatra.
5Manao izay hahavonjena olona eo amin' ny toerana misy azy: Nanatratra anao tamin' ny fito aho fa efa lasa ianao. 6Mamonjy. 7Miezaka mba hahatratra olona na biby mandeha erỳ aloha: Nanatratra ilay soavaly voalohany ilay fahama fa tsy nahatratra. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 12mamonjy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|