|
|
|
|
Teny iditra
1
manatorosy
Fototeny
2
to
ro
sy
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Mampitovy halehibe amin' ny alalan' ny torosy, mampiasa torosy.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
manatorosy
6
Ny lasa :
nanatorosy
7
Ny hoavy :
hanatorosy
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12