|
|
|
|

Teny iditra1 manaton-doza
Singan-teny  2manatona, 3loza
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5mitsena loza, mitono tena amin' ny loza, manatom-paty.
6Manao vy very, manao anjolofo, manaboamaty, mananty voina, manao mosalahy. [1.1]
Tovy hevitra  7mananty loza
Ohabolana  8 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02