|
|
|
|

Teny iditra1 manatampody
Fototeny  2tampody
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manao zaitra tampody.
5Maniraka na mandefa (olona) ka mampiverina azy ny andro iny ihany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6envoyer et faire revenir le même jour.
7coudre en revenant en arrière. [1.3#663]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12 mampanatody, 13 manatampody

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12