|
|
|
|
Teny iditra
1
manatambongana
Fototeny
2
tam
bon
gana
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Mampitambatambatra mivongambongana.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
manatambongana
6
Ny lasa :
nanatambongana
7
Ny hoavy :
hanatambongana
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12