|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manatamberina |
| Fototeny | 2tamberina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mampandeha dia miverina; mampihodinkodina eo an-toerana ihany; mampivezivezy mandroso dia misangodina eo amin' izay nialana.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|