|
|
|
|

Teny iditra1 manatakovana
Fototeny  2takovana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mametraka zavatra betsaka (fotaka amin' ny rindrina, amin' ny tarehy...) mba hivangongo, hifanosontsosona. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12