|
|
|
|

Teny iditra1 manatakobaka
Fototeny  2takobaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manetsiketsika zavatra ao anaty rano, manakobana, manetsiketsika na manao izay hampikobana ny ratio ao anaty tavy na fitoeran-drano hafa, mampikobana. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12