|
|
|
|
Teny iditra
1
manatakibaka
Fototeny
2
ta
ki
baka
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Mamely, manevika eo afovoany, eo amin' ny takibaka.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
manatakibaka
6
Ny lasa :
nanatakibaka
7
Ny hoavy :
hanatakibaka
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12