|
|
|
|
Teny iditra
1
manataborobaka
Fototeny
2
tabo
ro
baka
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Mandoaka tanteraka, maninteraka, managorobaka.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
manataborobaka
6
Ny lasa :
nanataborobaka
7
Ny hoavy :
hanataborobaka
8
Filaza mandidy :
manataborobàha
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12