|
|
|
|
Teny iditra
1
manasolifaka
Fototeny
2
so
li
faka
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Mampibolisatra zavatra mivilana amin' ny tongotra.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
manasolifaka
6
Ny lasa :
nanasolifaka
7
Ny hoavy :
hanasolifaka
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12