|
|
|
|
Teny iditra
1
manasolelaka
Fototeny
2
so
le
laka
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Mamelatra, manabe vava (lavaka, harona..).
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
manasolelaka
6
Ny lasa :
nanasolelaka
7
Ny hoavy :
hanasolelaka
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12