|
|
|
|
Teny iditra
1
manasavovoka
Fototeny
2
savovoka
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Manavosa, manao antontany tsy misy kitotony.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
manasavovoka
6
Ny lasa :
nanasavovoka
7
Ny hoavy :
hanasavovoka
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12