|
|
|
|

Teny iditra1 manasavorovoro
Fototeny  2savorovoro
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manasaritaka, mampikorontana, mampisafotofoto, manasafotofoto: Manasavorovoro kofehy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to entangle, to put in disorder. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6embrouiller, mettre en désordre. [1.8]
Ohatra  7 Ny hafetsen-dratsin'ny mpanao politika' dia ny fahaizany manasavorovoro ao an-tsain'ny vahoaka ireo karazan-javatra roa mahazo miova sy tsy mahazo miova ireo : Izahay no tanindrazana! [2.503#]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Tovy hevitra  12manavorovoro

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12