|
|
|
|

Teny iditra1 manasa vangy
Singan-teny  2manasa, 3vangy
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5miady mifampahay vava aoka izany. [1.1#592]
6miteny be mamely, manao vava be, manati-kabary. [1.1#1012]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12