|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manasaoka |
| Fototeny | 2saoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Manampy tapadamba amin' ny akanjo mba hanalalahana azy amin' ny faritra sasantsasany: I neny no nanasaoka ny lobako teo amin' ny sorony fa tery loatra.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 9 manasaoka, 10 manasoaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|