|
|
|
|

Teny iditra1 manasangerina
Fototeny  2sangerina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mampandalo dia mamerina indray.
5Mangorona, mamorimborina (lamba) manodidina ny tena. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12