|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manasamboaravoara |
| Fototeny | 2samboaravoara |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mampitroatra, mampitambolimbolina.
5Mahatezitra, mahatonga ho romotry ny hatezerana. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|