|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manarantaraña |
| Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
3manjelanjelatra, mandraratra: Alao teo io raha manarantaraña ioio fa misimba mason'anajaja.
[Betsileo]
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|