|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manaranaka |
| Fototeny | 2taranaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mandimby ny toetran' ny...: Manaranaka ny renibeny itý zaza itý.
5Miampita any amin' ny taranaka: Manaranaka ny aretina sasany. [1.1] 6mifindra amin'ny taranaka. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7héréditaire.
[1.13] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 11 Haiaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|