|
|
|
|

Teny iditra1 manaramody
Singan-teny  2manaraka, 3mody
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Fanafody manaraka ilay asiany ary mamono azy amin' ny farany. [1.1]
Ohatra  6 ny haroka àty, ny tendry hatoka, ny tsongo dia raodia, ny manaramody, ny fehy tratra, ny vorika, ny voankanina, ny tadilava, ny vahimaika, ny mampandry, ny lahianio, ny ody fitia. [2.508#]
Voambolana  7 Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12