|
|
|
|

Teny iditra1  manaposaka (posaka)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Mampiseho: Tsy nety nanaposaka izay nosoratany izy [1.1]
4  Manambara: Tsy nety nanaposaka ny teti-dratsiny izy na dia efa traira aza [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  9  mamosaka

Fivaditsoratra  10  manaposaka, mpanasaoka, mpanasoaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20