|
|
|
|
Teny iditra
1
manaporotsaka
Fototeny
2
porotsaka
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Mampitambotsotra; mandrotsaka (vola).
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
manaporotsaka
6
Ny lasa :
nanaporotsaka
7
Ny hoavy :
hanaporotsaka
8
Filaza mandidy :
manaporotsaha
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12