|
|
|
|
Teny iditra
1
manapororoatra
Fototeny
2
pororoatra
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Mahatonga feno mihoa-pefy; mampandeha maro miara-be.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
manapororoatra
6
Ny lasa :
nanapororoatra
7
Ny hoavy :
hanapororoatra
8
Filaza mandidy :
manapororoata
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12