|
|
|
|
Teny iditra
1
manaporitika
Fototeny
2
poritika
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Mandefa zavatra hipitika hatraiza hatraiza.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
manaporitika
6
Ny lasa :
nanaporitika
7
Ny hoavy :
hanaporitika
8
Filaza mandidy :
manaporitiha
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12