|
|
|
|

Teny iditra1  mañaotike
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 [Betsileo] manodina, mihodina: Nanao famindron'ny Mihafy ko ny loha ro aotike (Famindron'i Mihafy na setroka aza ny loha no ahodina) [1.78]

Fivaditsoratra  mañaotike, 4 mekanitao

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04