|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manantsika |
| Fototeny | 2hantsika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mampibaraingo, mamoritra ho tahaka ny andohalambo, mamokoka: Vao nisy nanantsika itỳ rotsakazo itỳ fa nahitsy izy teo.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 9 manantsika, 10 mikantsana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|