|
|
|
|

Teny iditra1 manantitrantitra
Fototeny  2antitrantitra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manamafy, manizingizina: Tsy vizana ny manantitra aminareo ny maha-tsara ny asa aho. [1.1]
5mamerimberina, manamafy. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6insister. [1.13]
Ohatra  7 Amin' ity tononkalo voalohany ity, ny mpanoratra dia manantitrantitra fa mampiavaka ny olombelona amin' ny biby ny fanantenana. [2.314#]
8 manantitrantitra aho fa tsy nalefan' ny Fiangonana handeha fotsiny any ny olona sahirana ka tsy nomeny fitaovana enti-miady amin' ny fiainana. [1.369#]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12