|
|
|
|

Teny iditra1 mananonanona
Fototeny  2anonanona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-milaza toetra tsy tsara tsy ratsy fa eo ho eo: Manao ahoana ny marary izay? -- Mananonanona ao izy ~ Mananonanona be ihany itỳ politika itỳ ka aoka aloha hahemotra ny resatsika. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12