|
|
|
|
Teny iditra
1
mananganga
Fototeny
2
an
gan
ga
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Manainga zavatra.
5
Midera, manao fiderana mihoapampana.
[
1.1
]
Haiendriteny
6
Ny ankehitriny :
mananganga
7
Ny lasa :
nananganga
8
Ny hoavy :
hananganga
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12