|
|
|
|

Teny iditra1 manandoka
Fototeny  2sandoka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mangalatra an-kafetsena, mifetsy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to defraud; to pretend to a position or dignity. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6escroquer; prétendre être le maître de, se donner pour ce qu'on n'est pas. [1.8]
Ohatra  7 Moa zanakao iolehilahyio, fa manandoka ho zanakao izy? [2.293#]
8 Ny manandoka olom-potsy ho andevo dia sazina omby 10 [1.123#]
9 Ny mpanompo manandoka ho Ambaniandro dia omena ny tompony. [1.123#]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  14manando-drazana

Fivaditsoratra  15 manandoka, 16 mandonaka, 17 mankandoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08