|
|
|
|

Teny iditra1 manandevo
Fototeny  2andevo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mitondra ohatra ny andevo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to enslave, to reduce to slavery, to make a slave of any one.. [1.2]
6to practice slavery, to make a slave of. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7pratiquer l'esclavage, réduire en esclavage. [1.8]
8asservir. [3.1]
Ohatra  9 Mbola ny Papa koa no nitso-drano azy amin' ny fahazoana manandevo ny olona tsy mety ho kristiana. [2.366#]
10 Ho azy ireo, ny rafitra, ny hevitra izay manandevo, tsy manafaka fotoana maharitra na oviana na oviana. [1.369#]
Haiendriteny 
11 Ny ankehitriny :
12 Ny lasa :
13 Ny hoavy :
14 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  15 manandevo, 16 mandevòna, mandevona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02