|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manañandro |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Betsileo] tsara vintana: Ly manañandre ny kilonga ko tsa mba mañatoña ombiasa koa ny ray amin-drene (Raha tsara vintana ny zaza dia tsy mba manantona mpanandro intsony ny ray aman-dreny)
[1.78] |
| Fivaditsoratra | manañandro, 4 manandrona, manandròna, 5 manondràna, manondrana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|