|
|
|
|

Teny iditra1  manañanake
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 [Tanala] manaizana, manomboka ho bevohoka, mbola kely kibo: Mihina vato rao ñy habeajan'ny viavy manañanake (homana vatorao (jereo) ny ankamaroan'ny vehivavy manaizana) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04