|
|
|
|

Teny iditra1 manampy trotraka
Singan-teny  2manampy, 3trotraka
Sokajin-teny  4 kambanteny
Ohatra  5 ny fanomezam-boninahitra ny razana araka ny fomban-tany nanampy trotraka ihany koa. [2.470]
6 nanampy trotraka izany koa ny faharaisako taratasy tamin' i Neny nilaza ny fikasany hivarotra ny iray amin' ireo tanin-kafenay any ambany. [2.471]

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29